Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tahafo ny Finoan’izy Ireo: Rebeka

Tahafo ny Finoan’izy Ireo: Rebeka

Mampiseho tantaran’olona nanana finoana matanjaka voaresaka ao amin’ny Baiboly ilay video mifampitohy hoe Tahafo ny Finoan’izy Ireo. Hianatra momba an’i Rebeka isika ato amin’ity fizarana ity, dia hojerentsika hoe nahoana no mendrika ny hotahafina ny finoany.