Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampidirana ny Bokin’ny 1 Korintianina

Fampidirana ny Bokin’ny 1 Korintianina

Resahin’ny taratasy voalohany ho an’ny Korintianina hoe inona no tokony hataon’ny Kristianina raha te hiray saina sy hadio fitondran-tena izy ireo. Hazavaina ao koa hoe inona no atao hoe tena fitiavana.