Daniela: Nanam-pinoana Mandra-pahafatiny
Lavitra ny fianakaviany i Daniela nefa miezaka mafy izy mba hanantena an’i Jehovah. Misedra ny finoany sy ny tsy fivadihany izany.
Daniela: Nanam-pinoana Mandra-pahafatiny: Fizarana I
Lavitra ny fianakaviany i Daniela ary rava ny tanàna nisy azy. Mbola hifandray akaiky amin’i Jehovah Andriamanitra ve izy na izany aza?
Daniela: Nanam-pinoana Mandra-pahafatiny: Fizarana II
Nandresy ny fanjakana matanjaka iray. Hifanandrina amin’ny fahavalo vaovao indray i Daniela. Fitsapana mbola tsy nisy hoatran’izany no hisedra ny finoany amin’izao.