Niova ny Fiainana Nanomboka Tamin’ny 1914
Efa nolazain’ny Baiboly hoe inona no hitranga mandritra ny “andro farany”, ary hanao ahoana ny toetran’ny olona. (2 Timoty 3:1) Ho hitanao ato fa vao mainka tanteraka ireo famantarana ireo nanomboka tamin’ny 1914.