Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

LESONA 13

Ataovy Hitany hoe Azo Ampiharina Ilay Hevitra

Ataovy Hitany hoe Azo Ampiharina Ilay Hevitra

Ampio ny olona mba hampihatra ny hevitra resahinao. Mila mitandrina anefa ianao sao dia mibedy na manakiana azy ireo rehefa manao an’izany. Hanampy anao ny torohevitra ato.