Nehemia: “Ny Fifaliana avy Amin’i Jehovah no Fiarovana Mafy ho Anareo”

Nitarika ny fanorenana indray ny mandan’i Jerosalema i Nehemia, sady namerina tamin’ny laoniny ny fivavahana marina amin’i Jehovah.

Nehemia: “Ny Fifaliana avy Amin’i Jehovah no Fiarovana Mafy ho Anareo”—Fizarana 1

Niezaka nanorina indray ny mandan’i Jerosalema i Nehemia, na dia nitady tetika maro hanakanana an’ilay asa aza ny mpanohitra.

Nehemia: “Ny Fifaliana avy Amin’i Jehovah no Fiarovana Mafy ho Anareo”—Fizarana 2

Vita izay ny manda. Afaka manampy ny Israelita hifandray tsara amin’i Jehovah indray ve i Nehemia izao?