Tsarovy ny Vadin’i Lota: Fizarana 3
Tadidio hoe Iza no Tompoinao
Mety ho Tianao Koa
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
Mitandrema fa Mamitaka ny Fo
Mety hamitaka antsika ny fontsika, ka hitady fialan-tsiny isika mba hanaovana zavatra ratsy. Ho hitanao ato hoe inona no hanampy antsika hahafantatra izay tena ao am-pontsika.
FITANTARANA
Nanatsotra Fiainana Izahay
Lahateny tany amin’ny fivoriambe no nampieritreritra ny mpivady iray any Kolombia hoe inona no zava-dehibe indrindra amin’izy mivady.
MIFOHAZA!
Fitahiana Tsara Kokoa Noho ny Vola
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
Izao Aho vao Tena Manankarena!
Nahita zavatra sarobidy lavitra noho ny vola sy harena ny lehiben’ny orinasa iray. Ahoana no nataony?
VIDEO
Ohatra Fampitandremana ho An’ny Androntsika
Israelita maro no tsy tafiditra ny Tany Nampanantenaina. Aseho ato ireo zavatra efatra nitsapana azy ireo: Toe-tsaina, namana, fitondran-tena, ary fivavahana.
MIFOHAZA!
Inona no Tena Mahasambatra? Mahay Mianina sy Malala-tanana
Olona maro no mino hoe izay manankarena ihany no sambatra sy tafita. Tena mahasambatra ve anefa ny vola sy ny fananana? Inona no asehon’ny zava-misy?