Ho Tsara Be ny Fiainana Amin’ny Hoavy
Miresaka momba an’ilay hoe “tena fiainana” ny Baiboly. Ho tanterahin’Andriamanitra mantsy ilay fampanantenany hoe hanome fahafaham-po ny fanirian’ny zavamananaina rehetra izy. (1 Timoty 6:19; Salamo 145:16) Jereo ato hoe ahoana no hanatanterahany an’izany.