Hijery ny anatiny

Efa Tsy Andriko Izany ny Fivoriambe!

Efa Tsy Andriko Izany ny Fivoriambe!

Ataovy ity kilalao ity fa hahafinaritra anareo mianakavy sady hanampy anareo ho vonona hanatrika ny fivoriambe!

Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny Hebreo 10:24, 25.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Ampiasao ilay lisitra etsy ambany mba hanampiana ny zanakao ho vonona hanatrika ny fivoriambe.

Mety ho Tianao Koa

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.