Hijery ny anatiny

Tadiavo Izay Mendrika

Tadiavo Izay Mendrika

Afaka ny ho hoatran’i Jesosy sy ny apostoliny ianao, raha miezaka mitady an’izay olona te hihaino ny vaovao tsaran’ilay Fanjakana.

Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny Matio 10:11.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Jereo ilay video hoe Tadiavo Izay Mendrika, dia ampio hahita an’ilay mpanarato sy ilay mpamory hetra ary ilay olona itoriana ao amin’ilay video ny zanakao. Iaraho midinika avy eo ireto fanontaniana ireto dia manomàna fomba fitory miaraka.

Mety ho Tianao Koa

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.