Hijery ny anatiny

Tena Tian’i Jehovah Ianao!

Tena Tian’i Jehovah Ianao!

Ampiasao ity kilalao ity mba hanampiana ny zanakao hahatsapa hoe tena tian’i Jehovah ry zareo sady tsy foiny, na dia eritreretin’ny olona hoe hafahafa aza.

Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny Jaona 15:19.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Ampiasao ilay pejy 1 raha te hiverina hijery an’ilay video, dia araho ilay rohy ary valio ireo fanontaniana ao. Ampiasao avy eo ilay pejy 2 mba hanampiana ny zanakao hahita hoe ahoana no azony ampiharana ny lesona nianarany tao amin’ilay video.

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)

Sary: Tena Tian’i Jehovah Ianao!

Ataovy pirinty ity sary ity, dia angony ao aminao.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.