Hijery ny anatiny

Vehivavy Manam-pinoana sy Tsy Mivadika

Vehivavy Manam-pinoana sy Tsy Mivadika

Andao isika hianatra momba ny vehivavy tsy mivadika sasany, fa tena mendrika hotahafina izy ireny.

Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny 1 Petera 3:4, 5.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Afaka mianatra sy manahaka ny modelin’ireo vehivavy tsy mivadika fahiny sy amin’izao andro izao isika. Rehefa avy mijery an’ilay video hoe Vehivavy Manam-pinoana sy Tsy Mivadika ianareo, dia iaraho midinika ny andinin-teny ary lokoy ny sary. Asaivo omen’ny zanakao ho an’ny vehivavy sasany tsy mivadika ao amin’ny fiangonanareo ilay sary voaloko avy eo.

Mety ho Tianao Koa

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.