Hijery ny anatiny

Andao Hifankatia

Andao Hifankatia

Mila manahaka an’i Jehovah isika ka mifankatia be. Andao hojerentsika hoe ahoana no hanaovana an’izany.

Mety ho Tianao Koa

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.