Aza Hadinoina Ireo Mpanompo Manontolo Andro
Te hanome an’i Jehovah ny tsara indrindra avy aminao ve ianao? Inona àry ny zavatra sasany azonao atao? Ahoana, ohatra, no azonao anampiana an’ireo mpanompo manontolo andro?
Mety ho Tianao Koa
FAMPIANARAN’NY BAIBOLY
Ho An’ny Ankizy
Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.