Hijery ny anatiny

Izay Natao Azy Ireo dia Natao Ahy

Izay Natao Azy Ireo dia Natao Ahy

Be dia be ny fomba azontsika anohanana ny voahosotra. Inona ohatra?

Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny Matio 25:40.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Jereo miaraka amin’ny zanakao ilay video hoe Izay Natao Azy Ireo dia Natao ahy, dia miresadresaha karazana fanompoana nataon’olona fahiny sy amin’izao. Mifidiana anankiray amin’izany avy eo, dia manaova fikarohana momba an’iny miaraka aminy.

Mety ho Tianao Koa

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.