Hijery ny anatiny

Lesona 34: Ampio ny Hafa

Lesona 34: Ampio ny Hafa

Niteny i Jesosy hoe: “Sitrako tokoa.” Ahoana no hanahafanao azy?

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)

Ampio ny Hafa

Afaka manampy olona ianao, hoatran’ny nataon’i Jesosy tamin’ilay boka.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.