Hijery ny anatiny

Lesona 40: Mamela Heloka i Jehovah

Lesona 40: Mamela Heloka i Jehovah

Inona no hanampy antsika ho naman’i Jehovah foana na dia manao fahadisoana aza isika?

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)

Mamela Heloka i Jehovah

Vonona hamela heloka foana i Jehovah.

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)

Sary: Mamela Heloka i Jehovah

Mampahatsiahy antsika ilay sary ato hoe avelan’i Jehovah ny heloky ny mpanompony manao fahadisoana. Azonao alaina sy atao pirinty ilay izy.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.