Hijery ny anatiny

Lesona 14: Omano ny Valin-teninao

Lesona 14: Omano ny Valin-teninao

Tena ilaina ny manomana ny valin-teny holazaina any am-pivoriana. Ahoana no atao rehefa manomana an’ilay izy?

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)

Afaka Manomana Valin-teny ve Ianao?

Inona no nanampy an’i Kaleba hahatadidy ny valin-teniny?

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo fitaovana mahafinaritra ato, izay miorina amin’ny Baiboly.