Hijery ny anatiny

KILALAON-TSARY

Jakoba sy Esao ary Ilay Lantihy

Adikao sy ataovy pirinty ity kilalaon-tsary ity, ary fantaro ny momba an’i Jakoba sy Esao. Kambana izy ireo ary nisy fotoana tsy nifanaraka.