Hijery ny anatiny

KILALAON-TSARY

Nomen’i Farao Fahefana i Josefa

Adikao ity sary ity, dia tadiavo ireo zavatra telo tsy ampy eo. Ampifandraiso avy eo ireo teboka, ary lokoy ny sary.