Inona no Azoko Angatahina Amin’ny Vavaka? HANDEFA Inona no Azoko Angatahina Amin’ny Vavaka? Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Valiny ara-baiboly Azonao angatahina daholo izay rehetra tsy mifanohitra amin’ny tenin’Andriamanitra ao amin’ny Baiboly. Hoy mantsy ny 1 Jaona 5:14: “Na inona na inona angatahintsika ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.” Misy zavatra manahiran-tsaina anao ve? Hoy ny Baiboly: ‘Aoka ianao hamboraka amin’Andriamanitra ny ao am-ponao.’—Salamo 62:8. Ireto, ohatra, no azonao angatahina: Finoana an’Andriamanitra.—Lioka 17:5. Fanahy masina, na herin’Andriamanitra, hanampy anao hanao ny tsara.—Lioka 11:13. Hery hiatrehana olana sy hanoherana fakam-panahy.—Filipianina 4:13. Fiadanan-tsaina.—Filipianina 4:6, 7. Fahendrena hanampy anao hahay hanapa-kevitra.—Jakoba 1:5. Zavatra ilainao andavanandro.—Matio 6:11. Famelan-keloka.—Matio 6:12. Loha Hevitra Hafa Vavaka Finoana & Fivavahana Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly Mety ho Tianao Koa FAMPIANARAN’NY BAIBOLY TENA ILAINA Henoin’Andriamanitra ve ny Vavaka Rehetra? Ahoana raha fitiavan-tena fotsiny no mahatonga ny olona iray hivavaka? Ahoana indray raha mampijaly vady ny lehilahy iray, dia avy eo mangata-pitahiana amin’Andriamanitra? Henoin’Andriamanitra ve ny vavaka hoatr’izany? FAMPIANARAN’NY BAIBOLY Hanandrana An’ilay Fianarana Afaka mianatra Baiboly maimaim-poana miaraka amin’ny mpampianatra iray ianao. Hanao Pirinty Hizara Hizara Inona no Azoko Angatahina Amin’ny Vavaka? VALIN’IREO FANONTANIANA ARA-BAIBOLY Inona no Azoko Angatahina Amin’ny Vavaka? Tenin’ny Tanana Malagasy Inona no Azoko Angatahina Amin’ny Vavaka? https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/502012525/univ/art/502012525_univ_sqr_xl.jpg ijwbq 27