Hijery ny anatiny

Fianakaviana

Misy olana ve eo aminao sy ny ray aman-dreninao? Tsy mety mifankahazo mihitsy ve ianao sy ny zokinao na ny zandrinao? Afaka manampy anao hamaha an’ireo olana ireo sy ny olana hafa atrehin’ny fianakaviana ny Baiboly.

Fifandraisana Amin’ny Ray Aman-dreny

Ahoana no Hahaizako Miresaka Amin’i Dada sy Neny?

Tsy ampoizinao hoe ho betsaka ny soa horaisinao raha miezaka mifandray tsara amin’ny ray aman-dreninao ianao.

Ahoana no Hahaizako Miresaka Amin’i Dada sy Neny?

Inona no azonao atao, raha tsy te hiresaka amin’ny ray aman-dreninao ianao?

Inona no Mahatsara ny Mankatò Ray Aman-dreny Foana?

Mety ho mafy be aminao ny hoe mankatò ray aman-dreny foana. Eritreritro anefa hoe inona no mahatsara an’ilay izy.

Inona no Hataoko fa Voafehifehy Be Aho?

Mieritreritra ianao hoe tokony hoentina hoatran’ny olon-dehibe amin’izay, nefa tsy manaiky an’izany ny ray aman-dreninao. Inona no azonao atao mba hatoky anao izy ireo?

Marary ve ny Dadanao na ny Neninao?

Hanampy anao ity fampiasana ity, amin’izay ianao hahay hikarakara an’ny dadanao na ny neninao, sy hikarakara ny tenanao.

Fiainana ao An-trano

Mahaiza Mifanaraka Amin’ny Iray Tam-po Aminao

Ampiasao ity fampiasana ity mba hamantarana ny olana mety hisy eo aminao sy ny iray tam-po aminao, sy handinihana tsara an’ilay izy ary hamahana azy.

Inona no Hataoko Raha mba Te Hanana ny Fiainako Manokana Aho?

Fantaro hoe inona no azonao atao mba hatoky anao bebe kokoa ny ray aman-dreninao.