Hijery ny anatiny

Toetra sy Fahaizana Ilaina

Jereo ato ny toetra sy ny fahaizana tena ilainao mba hahatonga anao ho lasa olon-dehibe mahay mandray andraikitra.

Fifehezana Fihetseham-po

Tianao ve ny Hahay Hifehy ny Fihetseham-ponao?

Natao hanampiana anao hahay hifehy fihetseham-po ity fampiasana ity, indrindra rehefa misy zavatra mampalahelo na mampahatezitra, na koa mahafaly.

Inona no Hataoko mba Tsy Halahelo Be Intsony Aho?

Misy soso-kevitra hanampy anao ho falifaly indray ato.

Vola sy Fotoana

Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Fangatahana Andro

Henoy izay lazain’ny tanora momba ny maha ratsy ny mangataka andro, sy ny soa azo raha mahay mampiasa fotoana.

Mahaiza Mitantam-bola

Ampiasao ity fampiasana ity mba ho hitanao raha tena ilainao ny zavatra iray, sa mba tianao ho azo fotsiny. Ho hitanao koa raha mety amin’ny teti-bolanao ilay izy na tsia.

Te Hahay Hitantam-bola ve Ianao?

Tena ilainao ny mianatra mitantam-bola dieny izao, amin’izay rehefa mila vola ianao any aoriana any dia efa mba efa misy any aminao.

Fahamatorana

Mora Aminao ve ny Miaiky hoe Diso?

Hanampy anao ity fampiasana ity, mba ho mora miaiky ianao rehefa diso.

Manao ny Marina ve Ianao?

Hanampy anao handini-tena ity fampiasana misy fizarana telo ity.

Te Hianatra Fiteny Hafa ve Ianao?

Rehefa mianatra fiteny hafa ianao, dia mila mampiasa an’ilay fiteny foana. Tsy vita vetivety izany ary mitaky ezaka be. Hanampy anao hahomby ity fampiasana ity.

Fifandraisana Aman’olona

Zavatra Azo Atao Hanampiana Olona

Aza mitady lavitra intsony fa betsaka ny olona azonao ampiana. Araho fotsiny ireo dingana telo ato amin’ity fampiasana ity.

Ahoana no Hataoko fa Ampijalin’ny Ankizy Aho?

Tsy azonao terena tsy hampijaly anao intsony ny ankizy, nefa azonao ovana ny fomba iatrehanao an’ilay izy.

Tsy Mila Miady Nefa Mandresy!

Fantaro hoe nahoana no misy olona tia mampijaly kely ary ahoana no hiatrehana an’izany.