Hijery ny anatiny

19 JONA 2020
VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #4

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #4

Miresaka hevitra mampahery avy ao amin’ny Baiboly ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana. Hisy fitantarana mampahery avy amin’ny rahalahy any Brezila sy Ekoatera koa ao.