Hijery ny anatiny

15 MARTSA 2024
VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2024) #2

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2024) #2

Ho hitantsika ato amin’ity vaovao farany ity hoe tsy tian’i Jehovah, ilay Raintsika be fitiavana, “hisy ho ringana ny olona fa tiany hibebaka daholo.” (2 Pet. 3:9) Ho hitantsika ato koa ny fanovana mifandray amin’ny fomba fiakanjontsika rehefa manatrika fandaharana ara-panahy.