Hijery ny anatiny

Vaovao Iraisam-pirenena

 

2020-12-25

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #9

Hazavain’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana hoe nahoana isika no mila mitandrina foana, ary inona no azontsika atao mba hiarovana ny tenantsika sy ny hafa amin’ny COVID-19.

2020-11-20

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #8

Hazavain’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana hoe manampy antsika hiaritra amin’izao valanaretina izao ny faminanian’ny Baiboly.

2020-11-02

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #7

Resahin’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana izay azon’ny tanora atao mba hiatrehana an’ity valanaretina ity.

2020-11-02

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #6

Asongadin’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana hoe mahazo sakafo ara-panahy be dia be foana isika na miparitaka aza ny aretina.

2020-07-24

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #5

Asongadin’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana ny fomba samihafa ampisehoan’i Jehovah hoe tena tia sy mikarakara antsika izy mandritra an’izao fiparitahan’ny aretina izao.

2020-07-06

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #4

Hazavain’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana ny toro lalana arahina rehefa hanapa-kevitra hoe haverina amin’ny taloha sa tsia ny fivoriana sy fitoriana ary ny zavatra hafa mifandray amin’ny fanompoantsika.

2020-05-28

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #3

Ho hitanao ato hoe ahoana no nitahian’i Jehovah ny lamina natao ho an’ny lahateny manokana sy ny fankalazana ny Sakafo Harivan’ny Tompo.

2020-05-28

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #2

Ho hitanao ato hoe ahoana no itarihan’i Jehovah ny fandaminany rehefa misy fotoan-tsarotra, ary ahoana no ampiasany mpiandry ondry be fitiavana mba hikarakarana antsika.