Fitsidihana Betela
Asainay ianao hitsidika ny biraon’ny sampanay, izay antsoina hoe Betela. Misy fampirantiana azo jerena any amin’ny sampana sasany.
Azo Tsidihina Indray ny Betela: Azo tsidihina indray ny biraon’ny sampana any amin’ny tany maro nanomboka tamin’ny 1 Jona 2023. Anontanio amin’ny biraon’ny sampana any aminareo ny tsipiriany raha te hitsidika ianao. Iangaviana ianao mba tsy handeha hitsidika Betela raha voan’ny COVID-19, voan’ny gripa na sery na tazo na ny toy izany, na vao haingana no nifanerasera tamin’olona voan’ny COVID-19.
Côte d’Ivoire
Rue J-58 - Lot 1758
Deux-Plateaux
3ème tranche, Vallon
ABIDJAN
CÔTE D’IVOIRE
+225 2241-3606
Fitsidihana
Alatsinainy hatramin’ny Zoma
Tolakandro: 2.00–4.00
Maharitra adiny iray
Mampiavaka azy
Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny abbey, anyin (Indenie), attié, baoulé, bété, dida (Lakota), gouro, guéré, tenin’ny tanana any Côte d’Ivoire, senoufo (Cebaara) ary yacouba. Manao raki-peon’ny bokikely sy tantara amin’ny fiteny maromaro.