Hijery ny anatiny

Fitsidihana Betela

Asainay ianao hitsidika ny biraon’ny sampanay, izay antsoina hoe Betela. Misy fampirantiana azo jerena any amin’ny sampana sasany.

Azo Tsidihina Indray ny Betela: Azo tsidihina indray ny biraon’ny sampana any amin’ny tany maro nanomboka tamin’ny 1 Jona 2023. Anontanio amin’ny biraon’ny sampana any aminareo ny tsipiriany raha te hitsidika ianao. Iangaviana ianao mba tsy handeha hitsidika Betela raha voan’ny COVID-19, voan’ny gripa na sery na tazo na ny toy izany, na vao haingana no nifanerasera tamin’olona voan’ny COVID-19.

Silia

Ave Concha y Toro 3456

PUENTE ALTO

SILIA

+56 2-428-2600

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.30; 9.30; 10.30; tolakandro: 1.30; 2.30; 3.30

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Manara-maso ny asa fampianarana Baiboly ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah any Silia. Mandefa boky sy gazety any amin’ny fiangonana 955.

Haka Bokikely Momba ny Betela