Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Nosy Féroé

  • Tanànan’i Gjógv any amin’ny Nosy Eysturoy, Nosy Féroé​—Mamaly fanontaniana ara-baiboly dia mampiasa an’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!

Topy Maso—Nosy Féroé

  • 55 000—Mponina
  • 137—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 4—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 417—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina