Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Islandy

  • Faritra atsimon’i Islandy​—Mitory amin’ny mpamboly iray dia mampiasa an’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! amin’ny teny islandey

Topy Maso—Islandy

  • 388 000—Mponina
  • 418—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 7—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 970—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina