Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Namibia

  • Faritr’i Kunene, any Namibia​—Mitory amin’ny foko himba, ary mampiasa an’ilay bokikely hoe Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao amin’ny fiteny herero

Topy Maso—Namibia

  • 2 680 000—Mponina
  • 2 711—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 47—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 1 030—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina