Fanorenana

FANORENANA

Ahoana Ilay Miara-miasa Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo hoe hoatran’ny ahoana ilay miara-miasa amin’ny Vavolombelon’i Jehovah rehefa misy tetikasa fanorenana ngezabe ry zareo.

FANORENANA

Ahoana Ilay Miara-miasa Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo hoe hoatran’ny ahoana ilay miara-miasa amin’ny Vavolombelon’i Jehovah rehefa misy tetikasa fanorenana ngezabe ry zareo.

Grande-Bretagne: Tahirin-tsary Faha-8 (Martsa ka Hatramin’ny Aogositra 2019)

Mamaramparana ny trano fonenana sy ny birao ary ny trano fiasana hafa ny mpiasa. Miezaka mamita ny zaridaina sy ny manodidina koa ireo miandraikitra an’izany.

Warwick: Tahirin-tsary 7 (Septambra 2016 ka Hatramin’ny Febroary 2017)

Efa miasa daholo izao ny trano rehetra any Warwick. Olona 250 mahery no niasa mba hamitana an’ireo fampirantiana anankitelo hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany.

Mpiara-monina Vaovao any Warwick

Mponin’i Warwick miresaka momba ny fiarahany niasa tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ny fanorenana ny foiben’izy ireo vaovao, any Warwick, New York.

Warwick: Tahirin-tsary 4 (Mey ka Hatramin’ny Aogositra 2015)

Napetaka ny tafo sy rindrina tamin’ny trano fonenana iray ary vita daholo ny tetezana mampifandray an’ireo trano. Nanomboka namboarina ny endrik’ilay toerana.

Warwick: Tahirin-tsary 3 (Janoary ka Hatramin’ny Aprily 2015)

Mpiasa an-tsitrapo tokotokony ho 2500 isan’andro no niasa tany Warwick tamin’ny Febroary, ka 500 teo ho eo isan-kerinandro no tonga. Jereo ny fandrosoan’ny asa any.

Warwick: Tahirin-tsary 2 (Septambra ka Hatramin’ny Desambra 2014)

Mandroso ny fanorenana ny foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah. Milina fibatana entana (grues) 13 no indray nampiasaina, indray mandeha.

Fanitarana any Wallkill: Tahirin-tsary 1 (Jolay 2013 ka Hatramin’ny Oktobra 2014)

Ho hitanao ao ny fandrosoan’ny asa fanitarana ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Wallkill, Etazonia.

Fanorenana any Warwick: Tahirin-tsary 1 (Mey ka Hatramin’ny Aogositra 2014)

Ho hitanao ato ny fandrosoan’ny fanorenana ny garazy, ny trano misy an’ireo birao sy sampan’asa samihafa, ary ny trano fonenana C sy D.

Vaovao Farany any Warwick No. 2

Mpiasa an-tsitrapo avy any amin’ny vazan-tany efatra no miara-miasa amin’ny fanorenana ny foibe vaovaon’ny Vavolombelon’i Jehovah.

Miray Hina ny Vavolombelon’i Jehovah Rehefa Manao Fanorenana

Samy hafa fiaviana sy kolontsaina ary fiteny ny vahoakan’i Jehovah, nefa miray hina rehefa manorina Efitrano Fanjakana sy trano hafa. Manome voninahitra an’i Jehovah izany.

Fanorenana Efitrano Fanjakana any Amin’ny Toerana Mitokana

Jereo ny fomba nanorenan’ireo ekipa dimy Efitrano Fanjakana roa tao anatin’ny 28 andro.

Vaovao Farany any Warwick No. 1

Mbola mitohy ny fanorenana ny foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah any Warwick, any New York. Jereo ny tenin’ny Vavolombelona sasany miasa an-tsitrapo any.

Vaovao Farany Momba ny Fanitarana any Wallkill

Jereo ato ny video mampiseho ny vaovao farany momba ny asa fanitarana any Wallkill.

Video: Hafindra ny Foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah

Jereo ilay toerana any New York avaratra, izay tianay hamindrana ny foibenay.

Pejy Vaovao eo Amin’ny Tantaran’ny Foibe

Manorina foibe vaovao any Warwick, any New York ny Vavolombelon’i Jehovah. Mino izy ireo fa mitarika azy Andriamanitra amin’io tetikasa miavaka io.

Fanorenana any Grande-Bretagne: Tahirin-tsary 2 (Septambra 2015 ka Hatramin’ny Aogositra 2016)

Mikarakara an’ilay toerana hanorenana ny biraon’ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny trano ipetrahan’ny mpiasa ny mpanao fanorenana sy ny mpiasa an-tsitrapo.