Fotoana Manokana

FOTOANA MANOKANA

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-138 Amin’ny Sekolin’i Gileada

Nasongadina tamin’ilay fandaharana hoe ahoana no azon’ireo mpianatra ampiasana ny zavatra nianarany, mba hanampiana ny hafa. Nisy hira vaovao efatra natao koa tamin’ilay izy.

FOTOANA MANOKANA

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-138 Amin’ny Sekolin’i Gileada

Nasongadina tamin’ilay fandaharana hoe ahoana no azon’ireo mpianatra ampiasana ny zavatra nianarany, mba hanampiana ny hafa. Nisy hira vaovao efatra natao koa tamin’ilay izy.

Fivoriambe Iraisam-pirenena 2014: Mikatsaka ny Fanjakan’Andriamanitra ny Vavolombelon’i Jehovah

Jereo ato ireo mpirahalahy maneran-tany, izay tonga mba hianatra momba ny Fanjakan’Andriamanitra.

Tianay Hitohy Foana Izao

Jereo ato fa mifankatia sy miray saina ny olona samy hafa foko, fiteny, ary firenena, mandritra ny fivoriambe iray tany Yangon, any Myanmar.

Fivoriana Fanao Isan-taona 2014

Vahiny an’arivony no tonga nanatrika ny fivoriana faha-130 nataon’ny Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Jereo ny zava-nisongadina tamin’ny fanamarihana ny faha-100 taonan’ny Fanjakan’Andriamanitra.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-137 Amin’ny Sekolin’i Gileada

Efa hatramin’ny 1943 ny Sekolin’i Gileada no nampiofana olona, mba hahatonga azy ireo hanana fahalalana marina momba an’Andriamanitra. Jereo ny zava-nisongadina tamin’ny fizarana diplaoma.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-136 Amin’ny Sekolin’i Gileada

Nisy lahateny ara-baiboly, fanadinadinana an’ireo mpianatra, ary fampisehoana ny zava-nitranga teny amin’ny fanompoana.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-135 Amin’ny Sekolin’i Gileada

Mampiofana mpitory Vavolombelon’i Jehovah za-draharaha io sekoly io mba hahafahan’izy ireo hahita vokatra bebe kokoa any amin’izay anendrena azy.

Fivoriamben’ny Vondrom-paritra Manokana Tany Irlandy

Nisy fivoriamben’ny vondrom-paritra manokana hoe “Arovy ny Fonao!” natao tany Dublin any Irlandy, tamin’ny 2012. Nandray tsara ny vahiny ny Vavolombelon’i Jehovah tany. Jereo ato ny momba izany.

Fivoriamben’ny Vondrom-paritra Manokana Tany Israely

Nahavariana ny nahita olona samy hafa fiaviana niara-nivory tamin’ny 2012 tany Tel Aviv, any amin’ny tany voazarazaran’ny fivavahana sy ny fitiavan-tanindrazana.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-134 Amin’ny Sekolin’i Gileada

Nampiofana misionera ny Sekolin’i Gileada, tato anatin’ny 70 taona. Jereo ny zava-nisongadina tamin’ny fizarana diplaoma.

Video: Zava-nisongadina Tamin’ilay Fivoriambe Maneran-tany Tamin’ny 1963

Jereo ato ny ampahany amin’ilay filma maharitra adiny roa momba an’ilay fivoriambe hoe “Vaovao Tsara Mandrakizay”, natao maneran-tany tamin’ny 1963.

Video: Fanadinadinana: Sekolin’i Gileada, Kilasy Faha-133

Ampahany amin’ny fanadinadinana natao tamin’ny mpianatra roa nanatrika ny kilasy faha-133 amin’ny Sekolin’i Gileada.

Video: Fivoriana Fanao Isan-taona—Oktobra 2012

Vahiny avy any amin’ny tany maro no nanatrika ny fivoriana faha-128 nataon’ny Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania.

Video: Fizarana Diplaoman’i Gileada—Kilasy Faha-133

Jereo ny zava-nisongadina tamin’ny fizarana diplaoman’ny kilasy faha-133 amin’ny Sekolin’i Gileada.