Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bokin’ny Tantara Voalohany

Toko

Topy Maso

  • 1

    • Adama ka hatramin’i Abrahama (1-27)

    • Taranak’i Abrahama (28-37)

    • Ny Edomita sy ny mpanjakany ary ny lehibem-pokony (38-54)

  • 2

    • Ny zanakalahin’i Israely 12 (1, 2)

    • Taranak’i Joda (3-55)

  • 3

    • Taranak’i Davida (1-9)

    • Ireo mpanjaka taranak’i Davida (10-24)

  • 4

    • Taranak’i Joda hafa (1-23)

      • Jabeza sy ny vavaka nataony (9, 10)

    • Taranak’i Simeona (24-43)

  • 5

    • Taranak’i Robena (1-10)

    • Taranak’i Gada (11-17)

    • Resy ny Hagarita (18-22)

    • Antsasaky ny fokon’i Manase (23-26)

  • 6

    • Taranak’i Levy (1-30)

    • Mpihira tao amin’ny tempoly (31-47)

    • Taranak’i Arona (48-53)

    • Tanàna kelin’ny Levita (54-81)

  • 7

  • 8

    • Taranak’i Benjamina (1-40)

      • Ny razamben’i Saoly sy ny taranany (33-40)

  • 9

    • Ny Israelita tafaverina avy tany an-tsesitany (1-34)

    • Ny razamben’i Saoly sy ny taranany (naverina) (35-44)

  • 10

    • Maty i Saoly sy ny zanany lahy (1-14)

  • 11

    • Nohosoran’ny Israelita rehetra ho mpanjaka i Davida (1-3)

    • Azon’i Davida i Ziona (4-9)

    • Ny miaramila matanjak’i Davida (10-47)

  • 12

    • Lehilahy niandany tamin’i Davida (1-40)

  • 13

    • Nalaina tany Kiriata-jearima ny Vata (1-14)

      • Novonoin’i Jehovah i Oza (9, 10)

  • 14

    • Mafy orina ny fanjakan’i Davida (1, 2)

    • Ny fianakavian’i Davida (3-7)

    • Resy ny Filistinina (8-17)

  • 15

    • Nentin’ny Levita nankany Jerosalema ny Vata (1-29)

      • Nanambany an’i Davida i Mikala (29)

  • 16

    • Napetraka tao amin’ny tranolay ny Vata (1-6)

    • Hira fisaorana nataon’i Davida (7-36)

      • “Lasa Mpanjaka i Jehovah!” (31)

    • Ny olona nanompo teo anoloan’ny Vata (37-43)

  • 17

    • Tsy i Davida no hanorina ny tempoly (1-6)

    • Fifanekena momba ny fanjakana natao tamin’i Davida (7-15)

    • Vavaka fisaorana nataon’i Davida (16-27)

  • 18

    • Firenena resin’i Davida (1-13)

    • Ny manam-pahefana tao amin’ny fanjakan’i Davida (14-17)

  • 19

    • Nalain’ny Amonita baraka ny olona nirahin’i Davida (1-5)

    • Resy ny Amonita sy ny Syrianina (6-19)

  • 20

    • Resy i Raba (1-3)

    • Maty ireo Filistinina goavam-be (4-8)

  • 21

    • Fanisam-bahoaka tsy tokony ho nataon’i Davida (1-6)

    • Sazy avy amin’i Jehovah (7-17)

    • Nanorina alitara i Davida (18-30)

  • 22

    • Nanomana an’izay ilaina hanaovana ny tempoly i Davida (1-5)

    • Nanafatrafatra an’i Solomona i Davida (6-16)

    • Nasaina nanampy an’i Solomona ny andriana (17-19)

  • 23

    • Nalamin’i Davida ny Levita (1-32)

      • Voatokana i Arona sy ny zanany lahy (13)

  • 24

    • Nalamin’i Davida ho fizarana 24 ny mpisorona (1-19)

    • Fanendrena ny Levita hafa (20-31)

  • 25

    • Mpitendry zavamaneno sy mpihira ao an-tranon’Andriamanitra (1-31)

  • 26

    • Fizarana ny mpiandry vavahady (1-19)

    • Mpiandraikitra ny fitehirizana zava-tsarobidy sy mpitantan-draharaha (20-32)

  • 27

    • Mpifehy nanompo ny mpanjaka (1-34)

  • 28

    • Tenin’i Davida momba ny fanorenana ny tempoly (1-8)

    • Toromarika nomena an’i Solomona; nomena ny planin’ny tempoly (9-21)

  • 29

    • Fanomezana ho an’ny tempoly (1-9)

    • Vavaka nataon’i Davida (10-19)

    • Faly be ny vahoaka; lasa mpanjaka i Solomona (20-25)

    • Maty i Davida (26-30)