ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Ezekiela Daniela Joela Jona Mika Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 Ny Taratasy Voalohany ho An’ny Korintianina Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 Topy Maso 1 Fiarahabana (1-3) Nisaotra an’i Jehovah i Paoly noho ny amin’ireo Korintianina (4-9) Fampirisihana mba hiray hina (10-17) Kristy, ilay hery sy fahendren’Andriamanitra (18-25) I Jehovah ihany no atao rehareha (26-31) 2 Fitorian’i Paoly tany Korinto (1-5) Tena miavaka ny fahendren’Andriamanitra (6-10) Ny tsy itovizan’ny olona araka ny fanahy sy ny olona araka ny nofo (11-16) 3 Mbola araka ny nofo ny Korintianina (1-4) Andriamanitra no mampitombo (5-9) Mpiara-miasa amin’Andriamanitra (9) Manorina amin’ny fitaovana tsy mety may (10-15) Tempolin’Andriamanitra ianareo (16, 17) Hadalana amin’Andriamanitra ny fahendren’izao tontolo izao (18-23) 4 Tokony ho mendri-pitokisana ny mpanompo (1-5) Tokony hanetry tena ny Kristianina (6-13) “Aza mihoatra an’izay voasoratra” (6) Toy ny hoe aseho eny ambony sehatra ny Kristianina (9) Tia sy mikarakara ny zanany ara-panahy i Paoly (14-21) 5 Nisy nijangajanga (1-5) Lalivay kely fotsiny dia efa mampitombo ny koba manontolo (6-8) Tokony hesorina ny mpanao ratsy (9-13) 6 Kristianina mifampitory eny amin’ny fitsarana (1-8) Ireo tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra (9-11) Ampiasao hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny vatanareo (12-20) “Andosiro ny fijangajangana!” (18) 7 Torohevitra ho an’ny tsy manambady sy ny manambady (1-16) Mijanòna toy ny tamin’ianareo nantsoina (17-24) Ny tsy manambady sy ny maty vady (25-40) Tombony ananan’izay tsy manambady (32-35) Manambady “ao amin’ny Tompo ihany” (39) 8 Sakafo atolotra ho an’ny sampy (1-13) Amintsika dia tsy misy afa-tsy Andriamanitra tokana ihany (5, 6) 9 Ny ohatra navelan’ny apostoly Paoly (1-27) “Aza asiana fehivava ny omby” (9) “Hahita loza aho raha tsy mitory!” (16) Lasa zava-drehetra tamin’ny olona rehetra (19-23) Mifehy tena rehefa manao an’ilay hazakazaka mba hahazoana fiainana (24-27) 10 Fampitandremana avy amin’ny tantaran’ny Israely (1-13) Fampitandremana mba tsy hanompo sampy (14-22) Latabatr’i Jehovah, latabatry ny demonia (21) Fahafahana sy fiheverana ny hafa (23-33) “Ataovy mba hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny zava-drehetra” (31) 11 “Manahafa ahy” (1) Fahefan’izay lohany sy saron-doha (2-16) Fankalazana ny Sakafo Harivan’ny Tompo (17-34) 12 Fanomezana avy amin’ny fanahy (1-11) Vatana iray, rantsambatana maro (12-31) 13 Tsara lavitra ny fitiavana (1-13) 14 Fahaizana maminany sy miteny amin’ny fiteny samihafa (1-25) Fivoriana kristianina milamina tsara (26-40) Ny toeran’ny vehivavy eo anivon’ny fiangonana (34, 35) 15 Natsangana tamin’ny maty i Kristy (1-11) Fototry ny finoana ny fitsanganana amin’ny maty (12-19) Antoka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty (20-34) Vatana ara-nofo, vatana ara-panahy (35-49) Tsy mety maty sy tsy mety lo (50-57) Be atao foana amin’ny asan’ny Tompo (58) 16 Fanangonam-bola ho an’ny Kristianina tany Jerosalema (1-4) Ny toerana halehan’i Paoly (5-9) Ny fitsidihan’i Timoty sy Apolosy (10-12) Fandrisihana sy firarian-tsoa (13-24) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 1 Korintianina—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO 1 Korintianina—Topy Maso Tenin’ny Tanana Malagasy 1 Korintianina—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt 1 Korintianina Zon’ny mpamorona