ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Ezekiela Daniela Joela Jona Mika Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 Bokin’ny Mpanjaka Voalohany Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 Topy Maso 1 Davida sy Abisaga (1-4) Te ho lasa mpanjaka i Adonia (5-10) Ny zavatra nataon’i Natana sy Batseba (11-27) Nasain’i Davida nohosorana ho mpanjaka i Solomona (28-40) Nandositra nankeo amin’ny alitara i Adonia (41-53) 2 Nanafatrafatra an’i Solomona i Davida (1-9) Maty i Davida; lasa mpanjaka i Solomona (10-12) Maty i Adonia noho ny tetika nataony (13-25) Nasaina niverina tany amin’ny taniny i Abiatara; novonoina i Joaba (26-35) Novonoina i Simey (36-46) 3 Nalain’i Solomona ho vady ny zanakavavin’i Farao (1-3) Niseho tamin’i Solomona tao amin’ny nofy i Jehovah (4-15) Nangataka fahendrena i Solomona (7-9) Nitsara renim-pianakaviana roa i Solomona (16-28) 4 Ireo manam-pahefana tao amin’ny fanjakan’i Solomona (1-19) Niadana ny olona nandritra ny fitondran’i Solomona (20-28) Nilamina tsara ny olona teny ambany voaloboka sy aviavy (25) Ny fahendren’i Solomona sy ny ohabolana nataony (29-34) 5 Nanome fitaovana hanorenana i Hirama Mpanjaka (1-12) Nampiantso olona hiasa i Solomona (13-18) 6 Nanorina ny tempoly i Solomona (1-38) Efitra anatiny indrindra (19-22) Kerobima (23-28) Sary sokitra, varavarana, tokotany anatiny (29-36) Vita ny tempoly rehefa afaka fito taona teo ho eo (37, 38) 7 Ny lapan’i Solomona (1-12) Nalaina mba hanampy an’i Solomona i Hirama, ary tena nahay izy (13-47) Andry varahina roa (15-22) Fitoeran-drano varahina nantsoina hoe Ranomasina (23-26) Kalesy sy kovetabe varahina folo (27-39) Vita ireo fitaovana volamena (48-51) 8 Nentina tao amin’ny tempoly ny Vata masina (1-13) Nikabary tamin’ny vahoaka i Solomona (14-21) Vavak’i Solomona tamin’ny fitokanana ny tempoly (22-53) Nitso-drano ny vahoaka i Solomona (54-61) Sorona sy fety tamin’ny fitokanana (62-66) 9 Niseho tamin’i Solomona indray i Jehovah (1-9) Fanomezana nomen’i Solomona an’i Hirama Mpanjaka (10-14) Tetikasa nataon’i Solomona (15-28) 10 Nitsidika an’i Solomona ny mpanjakavavin’i Sheba (1-13) Ny harem-ben’i Solomona (14-29) 11 Voatariky ny vadin’i Solomona ny fony (1-13) Mpanohitra an’i Solomona (14-25) Nampanantenaina i Jeroboama hoe hahazo foko folo (26-40) Maty i Solomona; natao mpanjaka i Rehoboama (41-43) 12 Valin-teny henjana nomen’i Rehoboama (1-15) Nikomy ny foko folo (16-19) Natao mpanjakan’ny Israely i Jeroboama (20) Tsy navela hiady tamin’ny Israely i Rehoboama (21-24) Namorona fivavahana tamin’ny zanak’omby i Jeroboama (25-33) 13 Faminaniana momba an’izay hanjo ny alitara tao Betela (1-10) Nitresaka ny alitara (5) Tsy nankatò ilay lehilahin’Andriamanitra (11-34) 14 Faminanian’i Ahia momba an’izay hanjo an’i Jeroboama (1-20) Lasa mpanjakan’ny Joda i Rehoboama (21-31) Nanafika i Sisaka (25, 26) 15 Abiama, mpanjakan’ny Joda (1-8) Asa, mpanjakan’ny Joda (9-24) Nadaba, mpanjakan’ny Israely (25-32) Basa, mpanjakan’ny Israely (33, 34) 16 Nanameloka an’i Basa i Jehovah (1-7) Elaha, mpanjakan’ny Israely (8-14) Zimry, mpanjakan’ny Israely (15-20) Omry, mpanjakan’ny Israely (21-28) Ahaba, mpanjakan’ny Israely (29-33) Nanorina indray an’i Jeriko i Hiela (34) 17 Nilaza i Elia mpaminany fa hisy hain-tany (1) Nitondra sakafo ho an’i Elia ny goaika (2-7) Nankany amin’ny vehivavy mpitondratena tany Zarefata i Elia (8-16) Maty ny zanakalahin’ilay mpitondratena ary natsangana (17-24) 18 Nihaona tamin’i Obadia sy Ahaba i Elia (1-18) Elia nifanandrina tamin’ny mpaminanin’i Bala tao Karmela (19-40) ‘Niroaroa saina’ (21) Tapitra ilay hain-tany telo taona sy tapany (41-46) 19 Nandositra i Elia satria tezitra be taminy i Jezebela (1-8) Niseho tamin’i Elia tao Horeba i Jehovah (9-14) Nasaina nohosoran’i Elia i Hazaela, Jeho, Elisa (15-18) Voatendry handimby an’i Elia i Elisa (19-21) 20 Niady tamin’i Ahaba ny Syrianina (1-12) Resin’i Ahaba ny Syrianina (13-34) Faminaniana momba an’izay hanjo an’i Ahaba (35-43) 21 Notsiriritin’i Ahaba ny tanimboalobok’i Nabota (1-4) Nanao tetika hamonoana an’i Nabota i Jezebela (5-16) Ny tenin’i Elia momba an’izay hanjo an’i Ahaba (17-26) Nanetry tena i Ahaba (27-29) 22 Nanao fifanekena tamin’i Ahaba i Josafata (1-12) Naminany i Mikaia hoe ho resy ny Israely (13-28) Nasaina namitaka an’i Ahaba ny anjely iray (21, 22) Maty tany Ramota-gileada i Ahaba (29-40) Lasa mpanjakan’ny Joda i Josafata (41-50) Ahazia, mpanjakan’ny Israely (51-53) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 1 Mpanjaka—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO 1 Mpanjaka—Topy Maso Tenin’ny Tanana Malagasy 1 Mpanjaka—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt 1 Mpanjaka Zon’ny mpamorona