Tantara Voalohany 1:1-54

  • Adama ka hatramin’i Abrahama (1-27)

  • Taranak’i Abrahama (28-37)

  • Ny Edomita sy ny mpanjakany ary ny lehibem-pokony (38-54)

1  Adama,Seta,+Enosa, 2  Kenana,Mahalalila,+Jareda,+ 3  Enoka,+Metosela,Lameka,+ 4  Noa,+Sema,+ Hama, ary Jafeta.+ 5  Ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gomera, Magoga, Maday, Javana, Tobala,+ Meseka,+ ary Tirasa.+ 6  Ny zanakalahin’i Gomera dia i Askenaza sy Rifata ary Togarma.+ 7  Ny zanakalahin’i Javana dia i Elisaha, Tarsisy, Kitima, ary Rodanima. 8  Ny zanakalahin’i Hama dia i Kosy,+ Mizraima, Pota, ary Kanana.+ 9  Ny zanakalahin’i Kosy dia i Seba,+ Havila, Sabta, Rama,+ ary Sabteka. Ny zanakalahin’i Rama dia i Sheba sy Dedana.+ 10  I Kosy niteraka an’i Nimroda.+ Io Nimroda io no lasa mpiady mahery voalohany teto an-tany. 11  I Mizraima niteraka an’i Lodima,+ Anamima, Lehabima, Naftohima,+ 12  Patrosima,+ Kaslohima izay niavian’ny Filistinina,+ ary Kaftorima.+ 13  I Kanana niteraka an’i Sidona+ lahimatoany, sy Heta,+ 14  ary ny Jebosita,+ ny Amorita,+ ny Girgasita,+ 15  ny Hivita,+ ny Arkita, ny Sinita, 16  ny Arvadita,+ ny Zemarita, ary ny Hamatita. 17  Ny zanakalahin’i Sema dia i Elama,+ Asyra,+ Arpaksada, Loda, ary Arama.Teo koa* ry Oza, Hola, Gatera, ary Masy.+ 18  I Arpaksada niteraka an’i Sela,+ ary Sela niteraka an’i Ebera. 19  Niteraka roa lahy i Ebera: Palega*+ no anaran’ny iray, satria tamin’ny androny no voazarazara ny tany.* Ary Joktana no anaran’ny rahalahiny. 20  I Joktana niteraka an’i Almodada, Salefa, Hazarmaveta, Jera,+ 21  Hadorama, Ozala, Dikla, 22  Obala, Abimaela, Sheba, 23  Ofira,+ Havila,+ ary Jobaba. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Joktana. 24  Sema,Arpaksada,Sela, 25  Ebera,Palega,+Reo,+ 26  Seroga,+Nahora,+Tera,+ 27  Abrama, izany hoe Abrahama.+ 28  Ny zanakalahin’i Abrahama dia i Isaka+ sy Ismaela.+ 29  Ireto no fianakaviana nipoiran’izy ireo: I Nebaiota+ no lahimatoan’i Ismaela, ary nanarakaraka azy i Kedara,+ Adbela, Mibsama,+ 30  Misma, Doma, Masa, Hadada, Tema, 31  Jetora, Nafisy, ary Kedema. Ireo no zanakalahin’i Ismaela. 32  Ny zanakalahin’i Ketora,+ vadikelin’i Abrahama, dia i Zimrana, Joksana, Medana, Midianina,+ Jisbaka, ary Soaha.+ Ny zanakalahin’i Joksana dia i Sheba sy Dedana.+ 33  Ny zanakalahin’i Midianina dia i Efaha,+ Efera, Hanoka, Abida, ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no taranak’i Ketora. 34  I Abrahama niteraka an’i Isaka.+ Ary ny zanakalahin’i Isaka dia i Esao+ sy Israely.+ 35  Ny zanakalahin’i Esao dia i Elifaza, Regoela, Jeosy, Jalama, ary Kora.+ 36  Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana,+ Omara, Zefo, Gatama, Kenaza, Timna, ary Amaleka.+ 37  Ny zanakalahin’i Regoela dia i Nahata, Zera, Sama, ary Miza.+ 38  Ireto avy ny taranak’i Seira:+ Lotana, Sobala, Zibona, Ana, Disona, Ezera, ary Disana.+ 39  Ny zanakalahin’i Lotana dia i Hory sy Homama. Ary i Timna no anabavin’i Lotana.+ 40  Ny zanakalahin’i Sobala dia i Alvana, Manahata, Ebala, Sefo, ary Onama. Ary ny zanakalahin’i Zibona dia i Aia sy Ana.+ 41  Ny zanakalahin’i* Ana dia i Disona. Ary ny zanakalahin’i Disona dia i Hemdana, Esbana, Jitrana, ary Kerana.+ 42  Ny zanakalahin’i Ezera+ dia i Bilana sy Zavana ary Akana. Ary ny zanakalahin’i Disana dia i Oza sy Arana.+ 43  Ireto no mpanjaka nitondra tany Edoma,+ tamin’ny mbola tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israelita:*+ I Bela zanakalahin’i Beora, ary Dinaba no anaran’ny tanànany. 44  Rehefa maty i Bela, dia i Jobaba zanakalahin’i Zera avy any Bozra+ no nanjaka nandimby azy. 45  Rehefa maty i Jobaba, dia i Hosama avy any amin’ny tanin’ny Temanita no nanjaka nandimby azy. 46  Rehefa maty i Hosama, dia i Hadada zanakalahin’i Bedada no nanjaka nandimby azy. Nandresy ny Midianita teo amin’ny faritr’i* Moaba i Hadada, ary Avita no anaran’ny tanànany. 47  Rehefa maty i Hadada, dia i Samla avy any Masreka no nanjaka nandimby azy. 48  Rehefa maty i Samla, dia i Saoly avy any Rehobota eo amoron’ny Renirano no nanjaka nandimby azy. 49  Rehefa maty i Saoly, dia i Bala-hanana zanakalahin’i Akbora no nanjaka nandimby azy. 50  Rehefa maty i Bala-hanana, dia i Hadada no nanjaka nandimby azy, ary Pao no anaran’ny tanànany. Ary ny anaran’ny vadiny dia Mehetebela zanakavavin’i Matreda, izay zanakavavin’i Mezahaba. 51  Dia maty i Hadada avy eo. Ny lehibem-pokon’i Edoma dia i Timna Lehibem-poko, Alva Lehibem-poko, Jeteta Lehibem-poko,+ 52  Oholibama Lehibem-poko, Elaha Lehibem-poko, Pinona Lehibem-poko, 53  Kenaza Lehibem-poko, Temana Lehibem-poko, Mibzara Lehibem-poko, 54  Magdiela Lehibem-poko, Irama Lehibem-poko. Ireo no lehibem-pokon’i Edoma.

Fanamarihana

Zanakalahin’i Arama ireo manaraka ireo. Jereo Ge 10:23.
Midika hoe “Fizarana.”
Na: “mponina teto an-tany.”
Abt: “Ireo zanakalahin’i.”
Na: “zanak’Israely.”
Abt: “sahan’i.”