ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Ezekiela Daniela Joela Jona Mika Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 Bokin’i Samoela Faharoa Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 Topy Maso 1 Henon’i Davida hoe maty i Saoly (1-16) Hira fisaonana nataon’i Davida ho an’i Saoly sy Jonatana (17-27) 2 Lasa mpanjakan’ny Joda i Davida (1-7) Lasa mpanjakan’ny Israely i Isboseta (8-11) Niady ny fianakavian’i Davida sy ny an’i Saoly (12-32) 3 Nihanahery ny fianakavian’i Davida (1) Ny zanakalahin’i Davida (2-5) Lasa nanohana an’i Davida i Abnera (6-21) Novonoin’i Joaba i Abnera (22-30) Nisaona an’i Abnera i Davida (31-39) 4 Nisy namono i Isboseta (1-8) Nasain’i Davida novonoina ireo namono an’i Isboseta (9-12) 5 Natao mpanjakan’ny Israely rehetra i Davida (1-5) Azo i Jerosalema (6-16) Ziona, Tanànan’i Davida (7) Resin’i Davida ny Filistinina (17-25) 6 Nentina tany Jerosalema ny Vata masina (1-23) Nitazona an’ilay Vata i Oza dia maty (6-8) Nanambany an’i Davida i Mikala (16, 20-23) 7 Tsy i Davida no hanorina ny tempoly (1-7) Fifanekena momba ny fanjakana natao tamin’i Davida (8-17) Vavaka fisaorana nataon’i Davida (18-29) 8 Fandresena azon’i Davida (1-14) Ireo manam-pahefana tao amin’ny fanjakan’i Davida (15-18) 9 Tia an’i Mefiboseta i Davida sady tsy nivadika taminy (1-13) 10 Resy ny Amonita sy ny Syrianina (1-19) 11 Nijangajanga tamin’i Batseba i Davida (1-13) Nasain’i Davida novonoina i Oria (14-25) Nalain’i Davida ho vady i Batseba (26, 27) 12 Nanarin’i Natana i Davida (1-15a) Maty ny zanak’i Batseba (15b-23) Teraka an’i Solomona i Batseba (24, 25) Azo i Raba tanànan’ny Amonita (26-31) 13 Novetavetain’i Amnona i Tamara (1-22) Novonoin’i Absaloma i Amnona (23-33) Nandositra tany Gesora i Absaloma (34-39) 14 Joaba sy ilay vehivavy tekoita (1-17) Fantatr’i Davida ny tetik’i Joaba (18-20) Navela hody i Absaloma (21-33) 15 Nikomy i Absaloma (1-12) Nandositra niala tao Jerosalema i Davida (13-30) Lasa nanohana an’i Absaloma i Ahitofela (31) Nirahina hanohitra an’i Ahitofela i Hosay (32-37) 16 Nanendrikendrika an’i Mefiboseta i Ziba (1-4) Nanozona an’i Davida i Simey (5-14) Nandray an’i Hosay i Absaloma (15-19) Ny torohevitr’i Ahitofela (20-23) 17 Nataon’i Hosay izay tsy hanarahana ny torohevitr’i Ahitofela (1-14) Nisy nampitandrina i Davida; nandositra an’i Absaloma izy (15-29) Nanome vatsy i Barzilay sy ny olon-kafa (27-29) 18 Resy i Absaloma ary maty (1-18) Nampahafantarina an’i Davida hoe maty i Absaloma (19-33) 19 Nisaona an’i Absaloma i Davida (1-4) Nanarin’i Joaba i Davida (5-8a) Nody tany Jerosalema i Davida (8b-15) Nangata-pamelana i Simey (16-23) Voaporofo hoe tsy nanan-tsiny i Mefiboseta (24-30) Nomena voninahitra i Barzilay (31-40) Nifamaly ny fokon’i Joda sy Israely (41-43) 20 Nikomy i Sheba; novonoin’i Joaba i Amasa (1-13) Nenjehina i Sheba ary notapahina ny lohany (14-22) Ireo manam-pahefana tao amin’ny fanjakan’i Davida (23-26) 21 Namaly faty ny ankohonan’i Saoly ny Gibeonita (1-14) Niady tamin’ny Filistinina (15-22) 22 Nidera an’i Jehovah i Davida noho ny asa famonjeny (1-51) “I Jehovah no harambatoko” (2) Tsy mivadika amin’izay tsy mivadika aminy i Jehovah (26) 23 Teny farany nataon’i Davida (1-7) Zavatra miavaka vitan’ny miaramila matanjaka anisan’ny tafik’i Davida (8-39) 24 Nanota i Davida tamin’ilay nanisa vahoaka (1-14) Nisy 70 000 no matin’ny areti-mandringana (15-17) Nanorina alitara i Davida (18-25) Tsy zavatra azo maimaim-poana no atao sorona (24) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 2 Samoela—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO 2 Samoela—Topy Maso Tenin’ny Tanana Malagasy 2 Samoela—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt 2 Samoela Zon’ny mpamorona