ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Ezekiela Daniela Joela Jona Mika Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 Bokin’ny Tantara Faharoa Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 Topy Maso 1 Nangataka fahendrena i Solomona (1-12) Nanan-karena be i Solomona (13-17) 2 Nomanina ny fanorenana ny tempoly (1-18) 3 Nanomboka nanorina ny tempoly i Solomona (1-7) Ny Masina Indrindra (8-14) Andry varahina roa (15-17) 4 Ilay alitara, ilay Ranomasina, ary ny koveta (1-6) Fitoeran-jiro, latabatra, ary tokotany (7-11a) Vita ny fitaovana rehetra ho an’ny tempoly (11b-22) 5 Nomanina ny fitokanana ny tempoly (1-14) Nentina nankao amin’ny tempoly ny Vata (2-10) 6 Ny kabarin’i Solomona tamin’ny vahoaka (1-11) Ny vavaka nataon’i Solomona tamin’ny fitokanana (12-42) 7 Feno ny voninahitr’i Jehovah ny tempoly (1-3) Sorona sy fety tamin’ny fitokanana (4-10) Niseho tamin’i Solomona i Jehovah (11-22) 8 Zavatra hafa naorin’i Solomona (1-11) Nalamina ny fanompoana tao amin’ny tempoly (12-16) Ny sambon’i Solomona (17, 18) 9 Nitsidika an’i Solomona ny mpanjakavavin’i Sheba (1-12) Ny harenan’i Solomona (13-28) Maty i Solomona (29-31) 10 Nikomy tamin’i Rehoboama ny Israely (1-19) 11 Fanjakan’i Rehoboama (1-12) Nifindra tany Joda ny Levita tsy nivadika (13-17) Ny fianakavian’i Rehoboama (18-23) 12 Nanafika an’i Jerosalema i Sisaka (1-12) Nifarana ny fanjakan’i Rehoboama (13-16) 13 Abia, mpanjakan’ny Joda (1-22) Resin’i Abia i Jeroboama (3-20) 14 Maty i Abia (1) Asa, mpanjakan’ny Joda (2-8) Nandresy Etiopianina 1 000 000 i Asa (9-15) 15 Ny fanovana nataon’i Asa (1-19) 16 Nanao fifanarahana tamin’ny Syrianina i Asa (1-6) Niteny mafy an’i Asa i Hanany (7-10) Maty i Asa (11-14) 17 Josafata, mpanjakan’ny Joda (1-6) Nampianarina ny vahoaka (7-9) Ny tafik’i Josafata (10-19) 18 Nanao fifanarahana tamin’i Ahaba i Josafata (1-11) Naminany i Mikaia hoe ho resy i Ahaba sy Josafata (12-27) Maty tany Ramota-gileada i Ahaba (28-34) 19 Niteny mafy an’i Josafata i Jeho (1-3) Ny fanovana nataon’i Josafata (4-11) 20 Norahonan’ny firenena manodidina ny Joda (1-4) Nangataka fanampiana tamin’i Jehovah i Josafata (5-13) Namaly an’ilay vavaka i Jehovah (14-19) Novonjen’i Jehovah ny Joda (20-30) Nifarana ny fanjakan’i Josafata (31-37) 21 Jorama, mpanjakan’ny Joda (1-11) Taratasy avy tamin’i Elia (12-15) Ratsy fiafara i Jorama (16-20) 22 Ahazia, mpanjakan’ny Joda (1-9) Nalain’i Atalia an-keriny ny fitondrana (10-12) 23 Nanao zavatra i Joiada; natao mpanjaka i Joasy (1-11) Novonoina ho faty i Atalia (12-15) Ny fanovana nataon’i Joiada (16-21) 24 Fanjakan’i Joasy (1-3) Nanavao ny tempoly i Joasy (4-14) Nivadika i Joasy (15-22) Nisy namono i Joasy (23-27) 25 Amazia, mpanjakan’ny Joda (1-4) Niady tamin’i Edoma (5-13) Nanompo sampy i Amazia (14-16) Niady tamin’i Joasy mpanjakan’ny Israely (17-24) Maty i Amazia (25-28) 26 Ozia, mpanjakan’ny Joda (1-5) Nahery ny tafik’i Ozia (6-15) Nirehareha i Ozia dia lasa boka (16-21) Maty i Ozia (22, 23) 27 Jotama, mpanjakan’ny Joda (1-9) 28 Ahaza, mpanjakan’ny Joda (1-4) Resin’ny Syrianina sy ny Israely (5-8) Nampitandrina ny Israely i Odeda (9-15) Nietry ny Joda (16-19) Nanompo sampy i Ahaza; maty izy (20-27) 29 Hezekia, mpanjakan’ny Joda (1, 2) Ny fanovana nataon’i Hezekia (3-11) Nodiovina ny tempoly (12-19) Naverina ny fanompoana tao amin’ny tempoly (20-36) 30 Nankalaza ny Paska i Hezekia (1-27) 31 Nopotehin’i Hezekia daholo ny sampy (1) Notohanana tsara ny mpisorona sy ny Levita (2-21) 32 Norahonan’i Sankeriba i Jerosalema (1-8) Nihantsy an’i Jehovah i Sankeriba (9-19) Naripaky ny anjely iray ny tafiky ny Asyrianina (20-23) Narary i Hezekia; nirehareha izy (24-26) Ny zava-bitan’i Hezekia; maty izy (27-33) 33 Manase, mpanjakan’ny Joda (1-9) Nibebaka i Manase (10-17) Maty i Manase (18-20) Amona, mpanjakan’ny Joda (21-25) 34 Josia, mpanjakan’ny Joda (1, 2) Ny fanovana nataon’i Josia (3-13) Hita ny boky misy ny Lalàna (14-21) Naminany loza i Holda (22-28) Novakin’i Josia tamin’ny vahoaka ilay boky (29-33) 35 Nanomana ny hankalazana ny Paska i Josia (1-19) Novonoin’i Farao Neko i Josia (20-27) 36 Joahaza, mpanjakan’ny Joda (1-3) Joiakima, mpanjakan’ny Joda (4-8) Joiakina, mpanjakan’ny Joda (9, 10) Zedekia, mpanjakan’ny Joda (11-14) Rava i Jerosalema (15-21) Didin’i Kyrosy hoe haorina indray ny tempoly (22, 23) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 2 Tantara—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO 2 Tantara—Topy Maso Tenin’ny Tanana Malagasy 2 Tantara—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt 2 Tantara Zon’ny mpamorona