Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Taratasy Faharoa ho An’i Timoty

Toko

1 2 3 4

Topy Maso

  • 1

    • Fiarahabana (1, 2)

    • Nisaotra an’Andriamanitra i Paoly noho i Timoty nanam-pinoana (3-5)

    • Ataovy miredareda toy ny afo ilay fanomezan’Andriamanitra (6-11)

    • Aza ialana mihitsy ny teny mahasoa (12-14)

    • Ny fahavalon’i Paoly sy ny namany (15-18)

  • 2

    • Ampitao amin’ny lehilahy mahay ny vaovao tsara (1-7)

    • Miaritra fahoriana noho ny vaovao tsara (8-13)

    • Manazava ny tenin’Andriamanitra amin’ny fomba marina tsara (14-19)

    • Andosiro ny faniriana mpitranga amin’ny tanora (20-22)

    • Ny atao rehefa misy mpanohitra (23-26)

  • 3

    • Fotoan-tsarotra tsy mora atrehina amin’ny andro farany (1-7)

    • Nanaraka akaiky ny ohatr’i Paoly (8-13)

    • “Araho foana ny zavatra nianaranao” (14-17)

      • Avy amin’ny herin’ny fanahy masin’Andriamanitra ny Soratra Masina (16)

  • 4

    • “Ataovy tsara ny fanompoanao” (1-5)

      • Torio tsy misy hataka andro ny teny (2)

    • “Efa niady ny ady tsara aho” (6-8)

    • Toromarika ho an’i Timoty (9-18)

    • Firarian-tsoa (19-22)