ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Ezekiela Daniela Joela Jona Mika Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 Bokin’ny Deoteronomia Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 Topy Maso 1 Niala tany amin’ny Tendrombohitra Horeba ny Israely (1-8) Nanendry lehibe sy mpitsara (9-18) Tsy nankatò tao Kadesi-barnea (19-46) Tsy nety niditra tao amin’ilay tany (26-33) Tsy naharesy an’i Kanana (41-46) 2 Nirenireny tany an-tany efitra 38 taona (1-23) Resy i Sihona mpanjakan’i Hesbona (24-37) 3 Resy i Oga mpanjakan’i Basana (1-7) Fizarana ny tany teny atsinanan’i Jordana (8-20) Notenenina i Josoa hoe aza matahotra (21, 22) Tsy hiditra ao amin’ilay tany i Mosesy (23-29) 4 Nasaina nankatò ny vahoaka (1-14) Aza hadinoina ny zavatra nataon’i Jehovah (9) Mitaky ny hanompoana azy irery ihany i Jehovah (15-31) Tsy misy Andriamanitra ankoatra an’i Jehovah (32-40) Tanàna fialokalofana tany atsinanan’i Jordana (41-43) Teny fampidirana ny Lalàna (44-49) 5 Fifanekena nataon’i Jehovah tany Horeba (1-5) Notanisaina indray ny Didy Folo (6-22) Natahotra ny vahoaka teo amin’ny Tendrombohitra Sinay (23-33) 6 Tiavo amin’ny fonao manontolo i Jehovah (1-9) “Henoy izao, ry Israely ô” (4) Tokony hampianatra ny zanany ny ray aman-dreny (6, 7) Aza hadinoina i Jehovah (10-15) Aza mitsapa toetra an’i Jehovah (16-19) Lazao amin’ny taranaka manaraka (20-25) 7 Firenena fito tsy maintsy haringana (1-6) Ny antony nifidianana ny Israely (7-11) Hahazo fitahiana raha mankatò (12-26) 8 Tsarovy ny nitahian’i Jehovah anareo (1-9) “Tsy ny mofo ihany no mahavelona ny olona” (3) Aza hadinoina i Jehovah (10-20) 9 Ny antony nanomezana ny Israely an’ilay tany (1-6) Nampahatezitra an’i Jehovah inefatra ny Israely (7-29) Ilay zanak’omby volamena (7-14) Niangavy ho an’ny vahoaka i Mosesy (15-21, 25-29) Mbola nampahatezitra intelo (22) 10 Nanamboatra takela-bato roa indray (1-11) Izay takin’i Jehovah (12-22) Matahora an’i Jehovah; tiavo izy (12) 11 Nahita ny asa lehibe nataon’i Jehovah ianareo (1-7) Ilay Tany Nampanantenaina (8-12) Fitahiana rehefa mankatò (13-17) Ataovy milentika tsara ao am-po ny tenin’i Jehovah (18-25) “Fitahiana sa ozona” (26-32) 12 Manompoa an’i Jehovah any amin’ny toerana fidiny (1-14) Mahazo mihinan-kena fa tsy mahazo mihinan-dra (15-28) Tandremo sao voafandrika hanompo andriamani-kafa (29-32) 13 Ny atao amin’ny mpivadi-pinoana (1-18) 14 Ny tsy tokony hatao rehefa misy maty (1, 2) Biby madio sy maloto (3-21) Ho an’i Jehovah ny ampahafolon’ny vokatra (22-29) 15 Afoy ny trosa isaky ny fito taona (1-6) Ampio ny mahantra (7-11) Afahana ny mpanompo isaky ny fito taona (12-18) Tevehina ny sofin’ny mpanompo (16, 17) Hamasinina izay voalohan-teraka amin’ny biby fiompy (19-23) 16 Paska; Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay (1-8) Fetin’ireo Herinandro (9-12) Fetin’ny Trano Rantsankazo (13-17) Fanendrena mpitsara (18-20) Aza manao tsato-kazo sy tsangambato masina (21, 22) 17 Tsy tokony hisy kilema ny sorona (1) Ny tokony hatao amin’ny mpivadi-pinoana (2-7) Rehefa misy raharaham-pitsarana sarotra (8-13) Toromarika ho an’ny mpanjaka (14-20) Tsy maintsy adikan’ny mpanjaka ny Lalàna (18) 18 Anjaran’ny mpisorona sy ny Levita (1-8) Tsy mahazo manao sikidy (9-14) Mpaminany hoatran’i Mosesy (15-19) Famantarana ny mpaminany sandoka (20-22) 19 Izay meloka ho nandatsa-dra; tanàna fialokalofana (1-13) Tsy azo akisaka ny marika mamaritra ny tany (14) Vavolombelona eny amin’ny fitsarana (15-21) Vavolombelona roa na telo no ilaina (15) 20 Izay tokony hatao rehefa mandeha miady (1-20) Miaramila mahazo mody (5-9) 21 Raha misy maty nefa tsy fantatra izay namono azy (1-9) Manambady vehivavy babo (10-14) Zon’ny lahimatoa (15-17) Zanaka mafy loha (18-21) Voaozona izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo (22, 23) 22 Aza odiana tsy hita ny bibin’ny rahalahinao (1-4) Tsy mahazo manao akanjon-dehilahy ny vehivavy (5) Tokony ho tsara fanahy amin’ny biby (6, 7) Asio arofanina ny tampon-trano (8) Zavatra tsy azo ampiarahina (9-11) Asio vona ny lamba fitafy (12) Lalàna momba ny firaisana tsy ara-dalàna (13-30) 23 Ny olona tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’i Jehovah (1-8) Tokony hadio foana ny toby (9-14) Mpanompo mandositra (15, 16) Tsy mahazo mivaro-tena (17, 18) Aza maka tombony; voady (19-23) Izay azo alaina eny amin’ny sahan’olona (24, 25) 24 Fanambadiana sy fisaraham-panambadiana (1-5) Fanajana ny aina (6-9) Fiahiana ny mahantra (10-18) Rehefa mijinja vokatra (19-22) 25 Kapoka tsy mihoatra ny 40 (1-3) Aza asiana fehivava ny omby miasa (4) Lehilahy manambady ny vady navelan’ny rahalahiny (5-10) Zavatra tsy azo atao amin’ny lehilahy miady (11, 12) Vatomizana sy famarana marina (13-16) Aringano ny Amalekita (17-19) 26 Omeo ny voaloham-bokatra (1-11) Ny ampahafolon’ny vokatra (12-15) Ho fananan’i Jehovah manokana ny Israely (16-19) 27 Soraty eo amin’ny vato ny Lalàna (1-10) Rehefa eo amin’ny Tendrombohitra Ebala sy Gerizima (11-14) Ozona (15-26) 28 Hotahina raha mankatò (1-14) Ho voaozona raha tsy mankatò (15-68) 29 Fifanekena tamin’ny Israely tany Moaba (1-13) Hahita loza raha tsy mankatò (14-29) Zava-miafina, zavatra aharihary (29) 30 Rehefa miverina amin’i Jehovah (1-10) Tsy sarotra loatra ny didin’i Jehovah (11-14) Safidy: Fiainana sa fahafatesana (15-20) 31 Efa ho faty i Mosesy (1-8) Tokony hovakina amin’ny vahoaka ny Lalàna (9-13) Voatendry i Josoa (14, 15) Efa fantatra mialoha hoe hikomy ny Israely (16-30) Hira hampianarina ny Israely (19, 22, 30) 32 Hiran’i Mosesy (1-47) Jehovah, ilay Vatolampy (4) Hadinon’ny Israely ilay Vatolampy (18) “Ahy ny famaliana” (35) ‘Mifalia ianareo hafa firenena!’ (43) Ho faty eo amin’ny Tendrombohitra Nebo i Mosesy (48-52) 33 Nitso-drano ny Israelita i Mosesy (1-29) Ny sandrin’i Jehovah maharitra mandrakizay (27) 34 Nasehon’i Jehovah an’i Mosesy ilay tany (1-4) Maty i Mosesy (5-12) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Deoteronomia—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Deoteronomia—Topy Maso Tenin’ny Tanana Malagasy Deoteronomia—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Deoteronomia Zon’ny mpamorona