Estera 10:1-3

10  Ary nampanao asa an-terivozona+ tao amin’ilay tany sy tany amin’ireo nosin-dranomasina+ i Ahasoerosy Mpanjaka.  Ary ny asa lehibe rehetra vitany sy ny heriny ary ny mombamomba ny fahalehibeazan’i Mordekay,+ araka ny nanomezan’ny mpanjaka voninahitra+ azy, tsy efa voasoratra ao amin’ny Boky mirakitra ny tantara+ tamin’ny andron’ny mpanjakan’i Media sy Persa+ ve izany?  Fa i Mordekay Jiosy no nanarakaraka+ an’i Ahasoerosy Mpanjaka. Nanana toerana ambony teo amin’ny Jiosy rahalahiny izy, ary nankasitrahan’izy ireo. Nanao soa ho an’ny fireneny koa izy, ary niresaka momba ny fiadanan’ny+ taranak’izy ireo.

Fanamarihana