ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Ezekiela Daniela Joela Jona Mika Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Bokin’i Ezra Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Topy Maso 1 Didin’i Kyrosy Mpanjaka hoe haorina indray ny tempoly (1-4) Niomankomana hody any Jerosalema ny Jiosy natao sesitany tany Babylona (5-11) 2 Lisitry ny Jiosy nody (1-67) Ireo mpanompo tao amin’ny tempoly (43-54) Taranaky ny mpanompon’i Solomona (55-57) Fanatitra an-tsitrapo ho an’ny tempoly (68-70) 3 Naorina indray ny alitara, ary natolotra ny sorona (1-6) Nanomboka ny fanorenana ny tempoly (7-9) Napetraka ny fototry ny tempoly (10-13) 4 Nisy nanohitra ny olona nanorina ny tempoly (1-6) Nandefa fitarainana tany amin’i Artaksersesy Mpanjaka ny fahavalo (7-16) Namaly i Artaksersesy (17-22) Najanona ny fanorenana ny tempoly (23, 24) 5 Niverina nanorina ny tempoly indray ny Jiosy (1-5) Taratasin’i Tatenay ho an’i Dariosy Mpanjaka (6-17) 6 Fikarohana nataon’i Dariosy sy ny didy navoakany (1-12) Vita ny tempoly ary notokanana (13-18) Nankalazaina ny Paska (19-22) 7 Tonga tany Jerosalema i Ezra (1-10) Taratasin’i Artaksersesy ho an’i Ezra (11-26) Nidera an’i Jehovah i Ezra (27, 28) 8 Lisitry ny olona niverina niaraka tamin’i Ezra (1-14) Niomana hanao an’ilay dia (15-30) Niala tany Babylona dia tonga tany Jerosalema (31-36) 9 Nanambady hafa firenena ny Jiosy (1-4) Nivavaka sy nifona i Ezra (5-15) 10 Fifanekena hoe horoahina ny vehivavy hafa firenena (1-14) Noroahina ireo vehivavy hafa firenena (15-44) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Ezra—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Ezra—Topy Maso Tenin’ny Tanana Malagasy Ezra—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Ezra Zon’ny mpamorona