Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Taratasy ho An’ny Galatianina

Toko

1 2 3 4 5 6

Topy Maso

  • 1

    • Fiarahabana (1-5)

    • Tsy misy vaovao tsara hafa (6-9)

    • Avy amin’Andriamanitra ny vaovao tsara notorin’i Paoly (10-12)

    • Niova i Paoly; ny zavatra nataony voalohany (13-24)

  • 2

    • Nihaona tamin’ny apostoly tany Jerosalema i Paoly (1-10)

    • Nanitsy an’i Petera (Kefasy) i Paoly (11-14)

    • Izay mino ihany no ambara hoe marina (15-21)

  • 3

    • Ny tsy mampitovy ny mankatò Lalàna sy ny mino (1-14)

      • Ny olo-marina ho velona satria manam-pinoana (11)

    • Tsy noho ny Lalàna no nahazoan’i Abrahama fampanantenana (15-18)

      • Kristy, ilay taranak’i Abrahama (16)

    • Inona no nilana ny Lalàna? (19-25)

    • Zanak’Andriamanitra satria mino (26-29)

      • Izay an’i Kristy dia taranak’i Abrahama (29)

  • 4

    • Tsy mpanompo intsony fa zanaka (1-7)

    • Nanahiran-tsaina an’i Paoly ny Galatianina (8-20)

    • Hagara sy Saraha: Fifanekena roa (21-31)

      • Vehivavy afaka i Jerosalema any ambony, ilay renintsika (26)

  • 5

    • Olona afaka ny Kristianina (1-15)

    • Manaiky hotarihin’ny fanahy (16-26)

      • Ny asan’ny nofo (19-21)

      • Ny vokatry ny fanahy (22, 23)

  • 6

    • Mifanampy rehefa misy zava-tsarotra manavesatra (1-10)

      • Izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy (7, 8)

    • Tsy zava-dehibe ny famorana (11-16)

      • Zavaboary vaovao (15)

    • Famaranana (17, 18)