ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Ezekiela Daniela Joela Jona Mika Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 Bokin’i Hosea Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 Topy Maso 1 Vadin’i Hosea sy ny zanaka naterany (1-9) Jezirela (4), Lo-rohama (6), ary Lo-amy (9) Fanantenana hoe hangonina ny Israely mba hiray hina (10, 11) 2 Hosazina ny Israely fa nivadika (1-13) Ho vadin’i Jehovah indray (14-23) “Hiantso ahy hoe Vadiko ianao” (16) 3 Novidin’i Hosea ilay vadiny nanitsakitsaka azy (1-3) Hiverina amin’i Jehovah ny Israely (4, 5) 4 Miady amin’ny Israely any amin’ny fitsarana i Jehovah (1-8) Tsy misy mahalala an’Andriamanitra ao amin’ilay tany (1) Manompo sampy sy mijangajanga ny Israely (9-19) Te hijangajanga izy ireo ka manao zava-dratsy (12) 5 Fanamelohana an’i Efraima sy Joda (1-15) 6 Andao hiverina amin’i Jehovah (1-3) Vetivety dia levona ny fitiavan’ilay vahoaka (4-6) Izay be fitiavana sy tsy mivadika no ankasitrahana fa tsy izay manao sorona (6) Mahamenatra ny zavatra ataon’ilay vahoaka (7-11) 7 Ny zava-dratsy ataon’i Efraima (1-16) Tsy hisy ho afaka handositra ny haraton’i Jehovah (12) 8 Hizaka ny vokatry ny fanompoan-tsampy (1-14) Mamafy rivotra, hijinja tadio (7) Nanadino ny Mpanao azy ny Israely (14) 9 Tsy ho tian’Andriamanitra intsony i Efraima satria nanota (1-17) Nanokan-tena ho an’ilay andriamanitra mahamenatra (10) 10 Voaloboka efa simba ny Israely, ary haringana (1-15) Namafy dia nijinja (12, 13) 11 Tian’i Jehovah hatramin’ny mbola kely ny Israely (1-12) “Nantsoiko hiala avy tany Ejipta ny zanako” (1) 12 Tokony hiverina amin’i Jehovah i Efraima (1-14) Nitolona tamin’Andriamanitra i Jakoba (3) Nitomany sy nitalaho i Jakoba (4) 13 Nanadino an’i Jehovah i Efraima mpanompo sampy (1-16) “Aiza koa ianao izay manindrona eo, ry Fahafatesana ô?” (14) 14 Miverena amin’i Jehovah (1-3) Toy ny fanatitra ny fiderana (2) Hositranina ny Israely dia tsy hivadika intsony (4-9) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Hosea—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Hosea—Topy Maso Tenin’ny Tanana Malagasy Hosea—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Hosea Zon’ny mpamorona