Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Taratasy Nosoratan’i Jakoba

Toko

1 2 3 4 5

Topy Maso

  • 1

    • Fiarahabana (1)

    • Sambatra izay olona miaritra foana (2-15)

      • Finoana vita sedra (3)

      • Aoka izy hangataka amim-pinoana foana (5-8)

      • Ny faniriana dia miteraka ota sy fahafatesana (14, 15)

    • Avy any ambony ny fanomezana tsara rehetra (16-18)

    • Mpihaino sady mpankatò ny teny (19-25)

      • Olona mijery fitaratra (23, 24)

    • Fivavahana madio sady tsy misy loto (26, 27)

  • 2

    • Manota izay manavakavaka (1-13)

      • Fitiavana, ilay lalàn’ny mpanjaka (8)

    • Maty ny finoana raha tsy aseho amin’ny atao (14-26)

      • Ny demonia koa mino ka mangovitra (19)

      • Naman’i Jehovah i Abrahama (23)

  • 3

    • Mila folahina ny lela (1-12)

      • Tsy tokony ho be dia be no ho lasa mpampianatra (1)

    • Ny fahendrena avy any ambony (13-18)

  • 4

    • Aza minamana amin’izao tontolo izao (1-12)

      • Tohero ny Devoly (7)

      • Manatòna an’Andriamanitra (8)

    • Aza mirehareha (13-17)

      • “Raha sitrapon’i Jehovah” (15)

  • 5

    • Fampitandremana ho an’ny mpanankarena (1-6)

    • Hotahin’i Jehovah izay miaritra sy manam-paharetana (7-11)

    • Rehefa “Eny” dia eny (12)

    • Misy vokany ny vavaka atao amim-pinoana (13-18)

    • Mampiverina mpanota hiala amin’ny fahadisoany (19, 20)