Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Filazantsara Nosoratan’i Jaona

Toko

1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21

Topy Maso

  • 1

    • Lasa nofo aman-dra ny Teny (1-18)

    • Ny fanambarana nataon’i Jaona Mpanao Batisa (19-28)

    • Jesosy: Zanak’ondrin’Andriamanitra (29-34)

    • Ny mpianatr’i Jesosy voalohany (35-42)

    • Filipo sy Natanaela (43-51)

  • 2

    • Fampakaram-bady tao Kana; rano lasa divay (1-12)

    • Nanadio ny tempoly i Jesosy (13-22)

    • Fantatr’i Jesosy ny ao am-po (23-25)

  • 3

    • Jesosy sy Nikodemosy (1-21)

      • Hateraka indray (3-8)

      • Tia an’izao tontolo izao Andriamanitra (16)

    • Ny fanambarana farany nataon’i Jaona momba an’i Jesosy (22-30)

    • Ilay avy any ambony (31-36)

  • 4

    • Jesosy sy ilay vehivavy samaritanina (1-38)

      • Mivavaka amin’Andriamanitra “araka ny fanahy sy ny fahamarinana” (23, 24)

    • Be dia be ny Samaritanina nino an’i Jesosy (39-42)

    • Nanasitrana ny zanakalahin’ny tandapa iray i Jesosy (43-54)

  • 5

    • Lehilahy nositranina tao Betizata (1-18)

    • Nomen’ny Rainy fahefana i Jesosy (19-24)

    • Haheno ny feon’i Jesosy ny maty (25-30)

    • Izay mijoro ho vavolombelona manamarina an’i Jesosy (31-47)

  • 6

    • Nanome sakafo ho an’olona 5 000 i Jesosy (1-15)

    • Nandeha teo ambony rano i Jesosy (16-21)

    • I Jesosy no “mofon’aina” (22-59)

    • Be dia be no tafintohina tamin’ny tenin’i Jesosy (60-71)

  • 7

    • Jesosy tany amin’ny Fetin’ny Tranolay (1-13)

    • Nampianatra tany amin’ilay fety i Jesosy (14-24)

    • Fiheveran’ny olona an’i Kristy (25-52)

  • 8

    • Mijoro ho vavolombelon’i Jesosy ny Ray (12-30)

      • I Jesosy no “fahazavan’izao tontolo izao” (12)

    • Zanak’i Abrahama (31-41)

      • “Ny marina hanafaka anareo” (32)

    • Zanaky ny Devoly (42-47)

    • Jesosy sy Abrahama (48-59)

  • 9

    • Nanasitrana lehilahy teraka jamba i Jesosy (1-12)

    • Nanontanian’ny Fariseo ilay lehilahy sitrana (13-34)

    • Jamba ny Fariseo (35-41)

  • 10

    • Ny mpiandry ondry sy ny valan’ondry (1-21)

      • I Jesosy no mpiandry tena tsara (11-15)

      • ‘Manana ondry hafa aho’ (16)

    • Nanohitra an’i Jesosy tany amin’ny Fetin’ny Fitokanana ny Jiosy (22-39)

      • Be dia be ny Jiosy tsy nety nino (24-26)

      • ‘Ny ondriko mihaino ny feoko’ (27)

      • Tafaray amin’ny Ray ny Zanaka (30, 38)

    • Be dia be ny olona nino teny ampitan’i Jordana (40-42)

  • 11

    • Maty i Lazarosy (1-16)

    • Nampionona an’i Marta sy Maria i Jesosy (17-37)

    • Nanangana an’i Lazarosy i Jesosy (38-44)

    • Tetika hamonoana an’i Jesosy (45-57)

  • 12

    • Nandraraka menaka teo amin’ny tongotr’i Jesosy i Maria (1-11)

    • Niditra tamim-boninahitra tao Jerosalema i Jesosy (12-19)

    • Nolazain’i Jesosy mialoha hoe hovonoina ho faty izy (20-37)

    • Tanteraka ny faminaniana rehefa tsy nino ny Jiosy (38-43)

    • Tonga hamonjy an’izao tontolo izao i Jesosy (44-50)

  • 13

    • Nanasa ny tongotry ny mpianany i Jesosy (1-20)

    • Nampahafantarin’i Jesosy hoe mpamadika i Jodasy (21-30)

    • Didy vaovao (31-35)

      • “Raha mifankatia ianareo” (35)

    • Nilaza i Jesosy hoe handa azy i Petera (36-38)

  • 14

    • I Jesosy ihany no lalana ahafahana mifandray amin’ny Ray (1-14)

      • “Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana” (6)

    • Nampanantena i Jesosy fa hanome ny fanahy masina (15-31)

      • “Ny Ray dia lehibe noho izaho” (28)

  • 15

    • Fanoharana momba ny tena voaloboka (1-10)

    • Mifankatiava ianareo, hoatran’ny nitiavako anareo (11-17)

      • “Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao” (13)

    • Halan’izao tontolo izao ny mpianatr’i Jesosy (18-27)

  • 16

    • Mety hovonoina ho faty ny mpianatr’i Jesosy (1-4a)

    • Ny fiasan’ny fanahy masina (4b-16)

    • Hivadika ho fifaliana ny alahelon’ny mpianatra (17-24)

    • Naharesy an’izao tontolo izao i Jesosy (25-33)

  • 17

    • Vavaka farany nataon’i Jesosy niaraka tamin’ny apostoliny (1-26)

      • Hiaina mandrakizay izay mianatra momba an’Andriamanitra (3)

      • Tsy anisan’izao tontolo izao ny Kristianina (14-16)

      • “Ny teninao no fahamarinana” (17)

      • “Efa nampahafantariko azy ny anaranao” (26)

  • 18

    • Namadika an’i Jesosy i Jodasy (1-9)

    • Nampiasa sabatra i Petera (10, 11)

    • Nentina tany amin’i Anasy i Jesosy (12-14)

    • Nanda an’i Jesosy voalohany i Petera (15-18)

    • Jesosy teo anatrehan’i Anasy (19-24)

    • Nanda an’i Jesosy fanindroany sy fanintelony i Petera (25-27)

    • Jesosy teo anatrehan’i Pilato (28-40)

      • “Tsy anisan’izao tontolo izao ny Fanjakako” (36)

  • 19

    • Nokaravasina sy nesoesoina i Jesosy (1-7)

    • Nanontany an’i Jesosy indray i Pilato (8-16a)

    • Nofantsihana teo amin’ny tsato-kazo i Jesosy (16b-24)

    • Niahy ny reniny i Jesosy (25-27)

    • Maty i Jesosy (28-37)

    • Nalevina i Jesosy (38-42)

  • 20

    • Foana ilay fasana (1-10)

    • Niseho tamin’i Maria Magdalena i Jesosy (11-18)

    • Niseho tamin’ny mpianany i Jesosy (19-23)

    • Tsy nino i Tomasy fa resy lahatra avy eo (24-29)

    • Ny antony nanoratana an’ity horonam-boky ity (30, 31)

  • 21

    • Niseho tamin’ny mpianany i Jesosy (1-14)

    • Naverimberin’i Petera hoe tia an’i Jesosy izy (15-19)

      • “Fahano àry ny ondrikeliko” (17)

    • Ny hoavin’ilay mpianatra tena tian’i Jesosy (20-23)

    • Famaranana (24, 25)