Bokin’i Josoa
Toko
Topy Maso
-
Niampita an’i Jordana ny Israely (1-17)
-
Vato natao ho fahatsiarovana (1-24)
-
Tanàna fialokalofana (1-9)
-
Nofintinin’i Josoa ny tantaran’ny Israely (1-13)
Fampirisihana hanompo an’i Jehovah (14-24)
“Izaho sy ny ankohonako kosa hanompo an’i Jehovah” (15)
Fifanekena nataon’i Josoa tamin’ny Israely (25-28)
Maty i Josoa dia nalevina (29-31)
Nalevina tao Sekema ny taolambalon’i Josefa (32)
Maty i Eleazara dia nalevina (33)