Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bokin’ny Levitikosy

Toko

Topy Maso

  • 1

    • Fanatitra dorana (1-17)

  • 2

    • Fanatitra varimbazaha (1-16)

  • 3

    • Sorona iombonana (1-17)

      • Aza mihinana tavin-kena na ra (17)

  • 4

    • Fanatitra noho ny ota (1-35)

  • 5

    • Karazana ota sy ny fanatitra mila atao (1-6)

      • Mampahafantatra ny fahotana nataon’ny hafa (1)

    • Zavatra hafa azon’ny mahantra atao fanatitra (7-13)

    • Fanatitra noho ny heloka raha nanota tsy nahy (14-19)

  • 6

    • Fanazavana fanampiny momba ny fanatitra noho ny heloka (1-7)

    • Toromarika momba ny fanatitra (8-30)

      • Fanatitra dorana (8-13)

      • Fanatitra varimbazaha (14-23)

      • Fanatitra noho ny ota (24-30)

  • 7

    • Toromarika momba ny fanatitra (1-21)

      • Fanatitra noho ny heloka (1-10)

      • Sorona iombonana (11-21)

    • Voarara ny mihinana tavin-kena sy ra (22-27)

    • Ny anjaran’ny mpisorona (28-36)

    • Teny famaranana momba ny resaka fanatitra (37, 38)

  • 8

    • Fanendrena an’i Arona sy ny zanany lahy ho mpisorona (1-36)

  • 9

    • Fanatitra natolotr’i Arona (1-24)

  • 10

    • Matin’ny afo avy amin’i Jehovah i Nadaba sy Abiho (1-7)

    • Fitsipika nomena ny mpisorona momba an’izay azony hanina sy sotroina (8-20)

  • 11

    • Biby madio sy maloto (1-47)

  • 12

    • Fidiovana ataon’ny vehivavy avy miteraka (1-8)

  • 13

    • Fitsipika momba ny habokana (1-46)

    • Habokana eo amin’ny akanjo (47-59)

  • 14

    • Fidiovana amin’ny habokana (1-32)

    • Fanadiovana trano tratran’ny habokana (33-57)

  • 15

    • Tsiranoka na ra mivoaka amin’ny taovam-pananahana mahatonga haloto (1-33)

  • 16

    • Andro Fandrakofam-pahotana (1-34)

  • 17

    • Tranolay masina, toerana fanaovana sorona (1-9)

    • Tsy azo atao ny mihinana ra (10-14)

    • Fitsipika momba ny biby maty ho azy (15, 16)

  • 18

    • Firaisana voararan’ny Lalàna (1-30)

      • Aza manao toy ny ataon’ny Kananita (3)

      • Firaisana amin’ny havana akaiky (6-18)

      • Rehefa tonga fotoana (19)

      • Firaisan’ny samy lehilahy (22)

      • Firaisana amin’ny biby (23)

      • ‘Tokony hadio foana ianareo, raha tsy izany dia handoa anareo ilay tany’ (24-30)

  • 19

    • Lalàna samihafa momba ny fahamasinana (1-37)

      • Ny tokony hatao rehefa mijinja vokatra (9, 10)

      • Mila ahina ny marenina sy ny jamba (14)

      • Fanendrikendrehana (16)

      • Aza mitana lolompo (18)

      • Voarara ny fampiasana herin’ny maizina (26, 31)

      • Voarara ny tombokavatsa na tatoazy (28)

      • Hajao ny zokiolona (32)

      • Fomba itondrana ny hafa firenena (33, 34)

  • 20

    • Fivavahana amin’i Moleka; fampiasana herin’ny maizina (1-6)

    • Tokony ho masina sy hanaja ray aman-dreny (7-9)

    • Vonoina ho faty izay manao firaisana tsy ara-dalàna (10-21)

    • Tokony ho masina raha te hijanona ao amin’ilay tany (22-26)

    • Vonoina ho faty izay mampiasa herin’ny maizina (27)

  • 21

    • Tokony ho masina ny mpisorona sady tsy handoto ny tenany (1-9)

    • Tsy tokony handoto ny tenany ny mpisoronabe (10-15)

    • Tsy tokony hanan-takaitra ny mpisorona (16-24)

  • 22

    • Fahadiovan’ny mpisorona sy ny fihinanana zava-masina (1-16)

    • Fanatitra tsy misy kilema ihany no azo ekena (17-33)

  • 23

    • Andro sy fety masina (1-44)

      • Sabata (3)

      • Paska (4, 5)

      • Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay (6-8)

      • Fanolorana ny voaloham-bokatra (9-14)

      • Fetin’ireo Herinandro (15-21)

      • Ny tokony hatao rehefa mijinja vokatra (22)

      • Fetin’ny Fitsofana Trompetra (23-25)

      • Andro Fandrakofam-pahotana (26-32)

      • Fetin’ny Trano Rantsankazo (33-43)

  • 24

    • Menaka ho an’ny jiron’ny tranolay masina (1-4)

    • Mofo aseho (5-9)

    • Notoraham-bato ilay olona niteny ratsy ny anaran’Andriamanitra (10-23)

  • 25

    • Sabata taona (1-7)

    • Taon-jobily (8-22)

    • Famerenana tany sy trano amin’ny tompony (23-34)

    • Fomba itondrana ny mahantra (35-38)

    • Lalàna momba ny mpanompo (39-55)

  • 26

    • Aza manompo sampy (1, 2)

    • Hotahina izay mankatò (3-13)

    • Hosazina izay tsy mankatò (14-46)

  • 27

    • Fanavotana an’izay efa nanaovana voady (1-27)

    • Zavatra natokana tsy misy fepetra ho an’i Jehovah (28, 29)

    • Fanavotana ny ampahafolon’ny fananana (30-34)