ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Ezekiela Daniela Joela Jona Mika Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 Bokin’i Malakia Toko 1 2 3 4 Topy Maso 1 Tian’i Jehovah ny vahoakany (1-5) Manolotra sorona misy kilema ny mpisorona (6-14) Ho be voninahitra eo amin’ireo firenena ny anaran’i Jehovah (11) 2 Tsy nampianatra ny vahoaka ny mpisorona (1-9) Tokony hampita fahalalana ny mpisorona (7) Meloka ny olona nisara-panambadiana (10-17) “‘Halako ny fisaraham-panambadiana’, hoy i Jehovah” (16) 3 Ho avy hanadio ny tempoly ilay tena Tompo (1-5) Iraky ny fifanekena (1) Nampirisihina hiverina amin’i Jehovah (6-12) Tsy miova i Jehovah (6) “Miverena amiko dia hiverina aminareo aho” (7) ‘Ento ny ampahafolon-karena, dia handrotsaka fitahiana i Jehovah’ (10) Ny olo-marina sy ny ratsy fanahy (13-18) Boky fahatsiarovana nosoratana teo anatrehan’i Jehovah (16) Tsy mitovy ny olo-marina sy ny ratsy fanahy (18) 4 Ho avy alohan’ny andron’i Jehovah i Elia (1-6) ‘Hiposaka ny masoandron’ny fahamarinana’ (2) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Malakia—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Malakia—Topy Maso Tenin’ny Tanana Malagasy Malakia—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Malakia Zon’ny mpamorona